Lisitr'ireo Hadith

Mifototra amin'ny finiavana ny asa rehetra, ary izay nokasainy ihany no valisoa ho azon'ny olona iray
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny hatsarana dia ny fananana toetra mendrika, ary ny fahotana dia izay mampijaly eritreritranao ary tsy tianao hitan'ny Olona
عربي الإنجليزية الأوردية
Izaho mahaleo tena tsy mila mpiara-miombina amiko, izay manao asa fanompoana ka nanambarany ahy amin'ny hafa dia havelako izy sy ny asany
عربي الإنجليزية الأوردية
Rehefa mampifanena sabatra ny mpino Islamo roa, dia samy any amin'ny Afobe avokoa na ny mpamono na ilay maty
عربي الإنجليزية الأوردية
Tena marina fa Allah dia tsy mijery ny tarehinareo sy ny harenanareo, saingy ny fonareo sy ny asanareo no jereny
عربي الإنجليزية الأوردية
Asa dia miainga amin'ny finiavana, ary ny Olona tsirairay dia samy hahazo valisoan'ny fikasany
عربي الإنجليزية الأوردية
“Tsy ho tena mpino ny iray aminareo raha tsy efa mankatia ahy mihoatra ny rainy sy ny zanany ary ny olombelona rehetra.”
عربي الإنجليزية الأوردية
Nisy lehilahy iray nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny ora farany manao hoe : Rahoviana ny ora farany? dia namaly izy : “Mba inona no nomaninao ho amin’izany?”
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny irak'Allah dia matetika no niteny hoe : "Ry mpamadika fo, ataovy mafy orina amin'ny finoanao ny foko
عربي الإنجليزية الأوردية
Izay mangataka amin'I Allah ho maty maritiora amin'ny fahamarinana, dia homen'I Allah azy ny toeran'ny maritiora, na dia maty eo am-pandriany aza izy
عربي الإنجليزية الأوردية
Tsy misy biby, na vorona, na androngo, na tsintsina, fa mandosira ireo boka ianareo tahaka ny fandosiranao ny liona
عربي الإنجليزية الأوردية
Aza manaiky ho faty ny iray aminareo afa-tsy efa nanatsara ny heritreriny amin'I Allah izy
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny hatsarana dia ny fahatsaran-toetra, ary ny fahotana dia izay tsy mahatony ny ao am-ponao, ary halanao ny haseho amin'ny Olona
عربي الإنجليزية الأوردية
“Ny mpino matanjaka dia tsara sy tian’i Allah kokoa noho ny mpino malemy, ary ny rehetra dia tsara avokoa
عربي الإنجليزية الأوردية
Nanome ohatra i Allah amin'ny làlana mahitsy
عربي الإنجليزية الأوردية