1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Resaka Aza manaiky ho faty ny iray aminareo afa-tsy efa nanatsara ny heritreriny amin'I Allah izy

عَنْ جَابِرٍ رضي الله عنه قَالَ: سَمِعْتُ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَبْلَ وَفَاتِهِ بِثَلَاثٍ يَقُولُ:
«لَا يَمُوتَنَّ أَحَدُكُمْ إِلَّا وَهُوَ يُحْسِنُ بِاللهِ الظَّنَّ».

Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) talohan'ny nahafaty azy niteny manao hoe :
"Aza manaiky ho faty ny iray aminareo afa-tsy efa nanatsara ny heritreriny amin'I Allah izy".

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 2877

Ny fanazavana

Namporisika ny mpino silamo ny Mpaminany (S.A.W) mba tsy ho faty raha tsy amin'ny fiheverana tsara amin'I Allah, amin'ny fanomezana laharam-pahamehana ny fanantenana rehefa maty, fa hamindra fo aminy sy hamela ny helony I Allah, satria ilaina ny fatahorana mba manatsara ny asa, ary izany toe-javatra izany dia tsy ny asa, satria ny zavatra takiana dia ny fanjakazakan'ny fanantenana.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny Mpaminany(S.A.W) dia naniry ny hitari-dalana ny vahoakany sy ny fangoraham-pony amin'izy ireo amin'ny toe-javatra rehetra. Na dia eo am-pahafatesany aza, dia manoro hevitra ny vahoakany sy mitarika azy ho amin’ny làlan’ny famonjena izy.
  2. Hoy i Al-Tibi : Manaova asa soa izao mba hihatsara ny fiheveranao an'I Allah eo amin'ny fahafatesana, fa izay ratsy nataon'ny olona talohan'ny fahafatesana dia ratsy ny fiheviny an'I Allah rehefa maty.
  3. Ny fepetra tonga lafatra indrindra ho an'ny mpanompo dia ny fahatoniana amin'ny fanantenana sy ny tahotra, ary ny fanjakazakan'ny fitiavana. Ny fitiavana no fiara, ny fanantenana dia maranitra, ny tahotra no mpamily, ary Allah no mampifandray ny hatsaram-panahiny sy ny fahalalahan-tànany.
  4. Izay nanakaiky ny fahafatesana dia tokony hanana fanantenana sy finoana tsara an'I Allah ao an-tsainy. Amin'io hadith io, dia niteny izany i Mpaminany (S.A.W) talohan'ny nahafatesany telo andro.

Fanehoana ny dikan-teny

50 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
NE नेपाली النيبالية
YO Yorùbá اليوروبا
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية