Lisitr'ireo Hadith

“Tena marina fa ny zavatra tena atahorako aminareo dia ny fanompoan-tsampy kely.” Hoy ireo mpanara-diany hoe : “Inona no atao hoe fanompoan-tsampy kely ry irak’I Allah? Hoy izy : “Ny fireharehana
عربي الإنجليزية الأوردية
“Tompo Allah ô, izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka nankasarotra izany tamin'izy ireo dia ankasaroto ihany koa ny momba azy, ary izay nomena fahefana hitantana ny vahoakako ka mora sy tsotra tamin'izy ireo dia ankamorao ihany koa ny momba azy
عربي الإنجليزية الأوردية
i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra
عربي الإنجليزية الأوردية
fa ny toetran'ny Mpaminany (S.A.W) dia ny Koroany
عربي الإنجليزية الأوردية
Tsy mbola nahita an'ny Mpaminany (S.A.W) nihomehy mafy aho, ka tazana avokoa ny ati-vavany, fa izy kosa dia mitsiky lalandava
عربي الإنجليزية الأوردية
“Tsy ho lazaiko aminareo va momba ny mesia sandoka izay tsy nisy mpaminany tsy nilaza tamin’ny vahoakany? izy io dia toka-maso, ary miaraka aminy ny paradisa sy ny afo,
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny Mpaminany (S.A.W) dia saro-kenatra kokoa noho ny virijiny miafina ao antranony, fa rehefa misy zavatra tsy tiany, dia fantatray tamin'ny tarehiny izany
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril
عربي الإنجليزية الأوردية
Tsy nomena safidy ny irak'Allah (S.A.W) teo amin'ny raharaha roa afa-tsy nisafidy ilay moramora amin'izy roa, raha mbola tsy fahotana izany, fa raha ohatra ka fahotana dia izy no olona manalavitra izany indrindra
عربي الإنجليزية الأوردية
Tsy vetaveta, tsy tia vetaveta, tsy mitabataba eny an-tsena, ary tsy mamaly ratsy amin'ny ratsy, fa namela heloka sy nandefitra
عربي الإنجليزية الأوردية