Lisitr'ireo Hadith

Na iza na iza eo Aminareo mahita zava-dratsy manadalo sy miseho, dia aoka Izy hanala sy hanova izany amin’ny Tànany, fa raha tsy vitany kosa ny hanova izany dia aoka hataony amin’ny Lelany, ary raha mbola tsy vitany ihany koa dia aoka hataony amin’ny Fony izany fanobana izany, ary izany no tena malemy sy ambany indrindra eo amin’ny Finoana
عربي الإنجليزية الأوردية
Tena marina fa anisan'ny iray amin'ireo jiady lehibe indrindra dia ny tenin'ny fahamarinana manoloana ny mpitondra manao ny tsy rariny
عربي الإنجليزية الأوردية
Ohatry ny olona mijoro amin'ny lalànan'Allah sy izay tafalatsaka ao anatiny, dia toy ny andian'olona nandeha sambo ka nanao antsapaka; ka ny sasany nahazo ny toerana ambony ny sasany kosa eny ambany
عربي الإنجليزية الأوردية
Izay mahita ny mpanao ny tsy rariny ka tsy nosakanany dia mety alefan'Allah amin'ny rehetra ny saziny
عربي الإنجليزية الأوردية