Ireo sokajy amin'ny sampantsampany

Lisitr'ireo hadith

Na iza na iza eo Aminareo mahita zava-dratsy manadalo sy miseho, dia aoka Izy hanala sy hanova izany amin’ny Tànany, fa raha tsy vitany kosa ny hanova izany dia aoka hataony amin’ny Lelany, ary raha mbola tsy vitany ihany koa dia aoka hataony amin’ny Fony izany fanobana izany, ary izany no tena malemy sy ambany indrindra eo amin’ny Finoana
عربي Anglisy Ordo
Izay mahita ny mpanao ny tsy rariny ka tsy nosakanany dia mety alefan'I Allah amin'ny rehetra ny saziny
عربي Anglisy Ordo