Ireo sokajy amin'ny sampantsampany

Lisitr'ireo hadith

1. Nisy vehivavy iray hita faty tamin'ny ady masina sasany nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy ankizy ilay Irak'Allah (S.A.W)
عربي Anglisy Ordo
2. nandrara ny voady, ary nilaza manao hoe : "Tsy mitondra soa izany, tsy navoaka izany afa-tsy avy amin'ireo mahihitra
عربي Anglisy Ordo
3. tena miniana amin'I Allah aho - raha sitrany - mianiana amin'ny fianianako aho ka mahita tsara noho izany, afa-tsy tanterahiko ny onitran'ny fianianako, ary izay tsara kokoa - 2 ملاحظة
عربي Anglisy Ordo
4. Izay mitafy lamba landy eto an-tany dia tsy hitafy izany any ankoatra
عربي Anglisy Ordo
5. Tena marina fa anisan'ny iray amin'ireo jiady lehibe indrindra dia ny tenin'ny fahamarinana manoloana ny mpitondra manao ny tsy rariny
عربي Anglisy Ordo
6. Rehefa mifoha amin'ny alina ny Mpaminany (S.A.W), miborosy ny vavany amin'ny siwak
عربي Anglisy Ordo
7. Nisy lehilahy iray nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny ora farany manao hoe : Rahoviana ny ora farany? dia namaly izy : “Mba inona no nomaninao ho amin’izany?”
عربي Anglisy Ordo
8. Ny olona dia manaraka ny finoan'ny namany, koa aoka ny tsirairay aminareo hijery izay ho namany
عربي Anglisy Ordo
9. Ny irak'Allah dia matetika no niteny hoe : "Ry mpamadika fo, ataovy mafy orina amin'ny finoanao ny foko
عربي Anglisy Ordo
10. “Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.”
عربي Anglisy Ordo
11. “Tsy misy Tompo marina afa-tsy Allah, Loza ho an’ny Arabo noho ny faharatsiana efa manakaiky, nisokatra toy izao androany vala nanidina an’i Goga sy Magoga.”
عربي Anglisy Ordo
12. Ny Mpaminany (S.A.W) dia saro-kenatra kokoa noho ny virijiny miafina ao antranony, fa rehefa misy zavatra tsy tiany, dia fantatray tamin'ny tarehiny izany
عربي Anglisy Ordo
13. Izay mangataka amin'I Allah ho maty maritiora amin'ny fahamarinana, dia homen'I Allah azy ny toeran'ny maritiora, na dia maty eo am-pandriany aza izy
عربي Anglisy Ordo
14. “Hitohy hatrany ny fitsapana ho an’ny mpino, na lahy na vavy, eo amin’ny fiainany sy ny zanany ary ny fananany, mandra-pihaonany amin’I Allah, ary tsy hisy ota intsony eo aminy”
عربي Anglisy Ordo
15. Ny maha akaiky indrindra ny Tompo amin'ny mpanompo dia amin'ny matonalina
عربي Anglisy Ordo
16. “Ho entina ny olona iray amin’ny andro farany ka hatsipy any amin’ny afo, ka hiborotsaka ny tsinainy, ka hihodina manodidina azy tahaka ny ampondra mihodidina vato fikosoham-bary
عربي Anglisy Ordo
17. Izany dia vato natsipy tao amin'ny afobe tamin'ny taona fitopolo lasa izay, ary mivarina any amin'ny afo mandra-pahatongany any ambany indrindra
عربي Anglisy Ordo
18. Izay nanomana vatsy ho an'ny mpiady amin'ny làlan'I Allah dia efa niady, ary izay nisolo-toerana ny mpiady amin'ny làlan'I Allah tamin'ny tsara dia niady
عربي Anglisy Ordo