Heloka bevava

3Lisitr'ireo Hadith 1Fisokajiana sampantsampany

Lisitr'ireo Hadith 3

“Ny zavatra voalohany hitsarana ny olona amin’ny andro farany dia ny fandatsahan-drà”
“Izay midina avy any an-tendrombohitra ka mamono tena dia ho ao amin’ny afobe, hitoetra ao mandrakizay
Aza manambana fiadiana amin'ny rahalahiny ny iray aminareo, fa tsy fantany, fandrao ho kapohin'i Satana eo an-tànany izy, ka ho latsaka any amin'ny lavaka feno afo mirehitra