1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Resaka “Eny tokoa, misy amin'ny olona mampiasa ny fananan’Allah tsy ara-dalàna, dia ho ny Afobe no sahaza azy ireo amin'ny andro farany

عن خَولة الأنصاريةِ رضي الله عنها قالت: سمعت النبي صلى الله عليه وسلم يقول:
«إِنَّ رِجَالًا يَتَخَوَّضُونَ فِي مَالِ اللهِ بِغَيْرِ حَقٍّ، فَلَهُمُ النَّارُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ».

Tatitra avy tamin'ny Khawla Al-Answariou (R.A) niteny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“Eny tokoa, misy amin'ny olona mampiasa ny fananan’Allah tsy ara-dalàna, dia ho ny Afobe no sahaza azy ireo amin'ny andro farany".

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari Sahìh Al-Bokhari - 3118

Ny fanazavana

Manazava i Mpaminany (S.A.W), fa misy amin'ny olona izay mandany ny volan'ny mpino silamo amin'ny fomba tsy ara-drariny ary maka izany tsy ara-drariny koa, izany dia amin'ny dikany ankapobeny momba ny fanangonana sy fahazoana vola tsy eken'ny lalàna, sy fampiasana azy tsy amin'ny toerany, toy ny fihinanana ny volan’ireo zaza kamboty sy ny vola natolotra ho an'ny daholobe, ka nivadika tamin'ny fitokisana ary naka azy amin'ny fomba tsy mendrika.
Avy eo izy (S.A.W), dia nilaza fa ny valin-kasan'izy ireo dia ny Afobe amin'ny andro farany.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny vola eo am-pelatanan’ny olona dia volan’i Allah, nanendry azy ireo Allah ho mpitantana azy ary hampiasa azy amin’ny fomba ara-dalàna, ary hisoroka ny fandaniana izany amin’ny fomba tsy ara-dalàna. Amin'ny ankapobeny izany dia eo amin'ny governora sy ny olon-kafa.
  2. Ny fahamafisan'ny lalàna Islamika momba ny volam-bahoaka, ary na iza na iza miandraikitra izany dia ho tsaraina amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty tamin'ny fanangonana sy ny fampiasana azy.
  3. Tafiditra amin'ity fandrahonana ity izay rehetra mampiasa sy mandany ny vola aman-karena tsy ara-dalàna, na volany izany na an’olon-kafa.

Fanehoana ny dikan-teny

68 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
FR Français الفرنسية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
JA 日本語 اليابانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
KY Кыргызча القيرقيزية
NE नेपाली النيبالية
YO Yorùbá اليوروبا
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
SO Soomaali الصومالية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
CS Čeština التشيكية
MOS Moore الموري
FF Fulfulde الفولانية
IT Italiano الإيطالية
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
BG Български البلغارية
AZ Azərbaycan الأذربيجانية
EL Ελληνικά اليونانية
AK Akan الأكانية
UZ O‘zbek الأوزبكية
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
LN Lingala اللينجالا
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
RN Kirundi الكيروندي
YAO Yao الياو
KMR Kurmancî الكرمنجية