عن عائشة رضي الله عنها عن النبي صلى الله عليه وسلم قال:
«إِنَّ أَبْغَضَ الرِّجَالِ إِلَى اللهِ الْأَلَدُّ الْخَصِمُ».
[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 2457]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe :
“ Ny Olona tena tsy Tian’i Tompo Allah indrindra dia ny Olona tsy resy ambava ”
[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 2457]
Nanazava sy Nilaza Amintsika i Mpaminany (S.W.A), fa i Tompo Allah ilay Avo Tsitoha, dia mankahala ny Olona izay miady mafy sy be olana, izay tsy manaiky ny fanekena ny fahamarinana, ary miezaka ny hanosika izany amin'ny famaliany, na miady amin'ny fahamarinana nefa manitatra ny fifandirana ary mihoatra ny fetran'ny antonony, ary miady hevitra tsy misy fahalalana.