عن جُبَير بن مُطْعِم رضي الله عنه أنه سمع النبي صلى الله عليه وسلم يقول:
«لَا يَدْخُلُ الْجَنَّةَ قَاطِعُ رَحِمٍ».
[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح مسلم: 2556]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Jobairy ibn Mot’im (R.A), izy nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
“ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.
[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Moslim - 2556]
Milaza tamintsika i Mpaminany (S.A.W) fa izay manapaka ny zon'ny havany, na manimba sy manararaotra azy ireo, dia mendrika azy ny tsy hiditra ao amin'ny Paradisa.