عَنْ المُغِيرَةِ رضي الله عنه قَالَ:
كُنْتُ مَعَ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ فِي سَفَرٍ، فَأَهْوَيْتُ لِأَنْزِعَ خُفَّيْهِ، فَقَالَ: «دَعْهُمَا، فَإِنِّي أَدْخَلْتُهُمَا طَاهِرَتَيْنِ» فَمَسَحَ عَلَيْهِمَا.

Tatitra azo avy tamin'i Al-Moghìra (R.A), niteny izy :
Niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) aho teny am-pandehanana, ka niondrika aho mba hanala ny kirarony, dia hoy izy hoe : “Avelao izy roa, fa nanaovako tao anaty fahadiovana” ka nisafoiny fotsiny.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 206

Ny fanazavana

Iray tamin'ireo dia nataony ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao ouzò izy. Raha tonga teo amin'ny fanasan-tongotra, dia naninjitra ny tànany i Al-Moghìrah ibn Sho’'bah (R.A) mba hanala ny kapa teny an-tongotry ny Mpaminany mba hanasany ny tongony! Hoy i Mpaminany (S.A.W) : Avelao izy ireo ary aza esorina, fa nataoko ao anaty ba kiraro ny tongotro ary efa madio aho. Ka nosafoin'ny Mpaminany (S.A.W) eo ambonin'ny Ba kirarony ho solon'ny fanasany ny tongony.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny maha-aradàlana ny fisafona ny ba kiraro rehefa manasa ny tongotra amin'ny fahalotoana kely ihany, fa raha amin'ny fahalotoana lehibe kosa dia tsy maintsy manasa tongotra roa.
  2. Ny fisafona dia atao indray mandeha amin'ny alàlan'ny fandefasana ny tànana mando eo an-tampon'ny ba kiraro fa tsy ny any ambany.
  3. Takina amin'ny fisafona ny ba kiraro ny hanaovana azy aorian'ny fanaovana ozò feno tanteraka izay nanasany ny tongony tamin'ny rano, ary ny ba kiraro dia tokony ho madio, mandrakotra ny faritra tsy maintsy sasana amin'ny tongotra, ary ny fisafona azy dia amin'ny fahalotoana madinika fa tsy amin'ny fahalotoana lehibe izay tsy maintsy ilaina fandrona, ary tsy maintsy ao anatin'ny fotoana voatondron'ny lalàna, dia iray andro sy iray alina, ho an'ny olona eo an-toerana ary telo andro sy telo alina ho an'izay mandeha lavitra.
  4. Ny zavatra rehetra mandrakotra ny tongotra, toy ny kiraro sy ny zavatra hafa, dia refesina ho tahaka ny kiraro avokoa, ary azo atao ny misafo azy ireo.
  5. Nanana toetra sy fampianarana tsara ny Mpaminany (S.A.W) noho izy nanakana an'i Al-Moghirah tsy hanala ny kirarony, ary nazavainy taminy ny antony : Nanaovany madio izy ireny; Mba hampitony ny tenany, sy hahafantarany lalàna momba azy.

Fanehoana ny dikan-teny

58 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
FR Français الفرنسية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
KY Кыргызча القيرقيزية
NE नेपाली النيبالية
YO Yorùbá اليوروبا
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
SO Soomaali الصومالية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
CS Čeština التشيكية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan الأذربيجانية
UZ O‘zbek الأوزبكية
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية