+ -

عن المِقدام بن معدي كرب رضي الله عنه عن النبي صلى الله عليه وسلم قال:
«إِذَا أَحَبَّ الرَّجُلُ أَخَاهُ فَلْيُخْبِرْهُ أَنَّهُ يُحِبُّهُ».

[صحيح] - [رواه أبو داود والترمذي والنسائي في السنن الكبرى وأحمد] - [سنن أبي داود: 5124]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i AL-MIkDAD Ibn Maadi Karab (R.a), niteny i Mpaminany (saw) ka nanao hoe :
" Raha misy Olona mitia ny Rahalahiny, dia aoka izy hilaza Aminy mivantana hoe Tia Azy Izy ."

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Abo Daòd, Al-Tirmizì, Al-Nasàì ao amin'ny Al-Sonan Al-Kobra, ary Ahmad] - [Sonan Abo Daòd - 5124]

Ny fanazavana

Manazava i Mpaminany (saw) dia momba ny iray amin'ireo antony manamafy orina ny fifandraisan'ny mpino sy mampiparitaka ny fifankatiavana eo amin'izy ireo, dia ny hoe raha misy olona mitia ny rahalahiny dia aoka izy hilaza amin'ny rahalahiny fa tiany izy.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Alimanina Zapone Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina الموري Italianina Oromianina Kanadianina الولوف البلغارية Azerianina الأكانية Ozbekianina Okranianina الجورجية اللينجالا المقدونية
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny hatsaran’ny fitiavana madio noho I Allah ilay Tsitoha, fa tsy noho ny tombontsoan’izao tontolo izao.
  2. Tsaratsara ny filazanao mivantana tsy miambahamba amin'ny Olona Tianao nohon'i Tompo Allah ny fitiavanao Azy, mba hampitombo ilay fitiavana sy ny fifankahazoana ao Am-po.
  3. Ny fanaparitahana ny fifankatiavana eo amin’ny samy vahoaka Mpino dia fomba iray manamafy orina ny firahalahiana aram-pinoana ary izany koa dia tena hafaka miaro tanteraka ny fiaraha-monina manoloana ny fisaratsarahana sy ny fizarazarana.