عن أنس بن مالك رضي الله عنه عن النبي صلى الله عليه وسلم قال:
«يَسِّرُوا وَلَا تُعَسِّرُوا، وَبَشِّرُوا وَلَا تُنَفِّرُوا».  
                        
[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 69]
                        
 المزيــد ... 
                    
Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ankamorao fa aza akasarotina, ary milazà vaovao mahafaly fa aza mampandositra". 
                                                     
                                                                                                    
[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 69]                                            
                        Mandidy ny olona hanamaivana sy hanamora ny raharaha rehetra momba ny finoana sy ny fiainana eto an-tany i Mpaminany (S.A.W), Saingy ao anatin’ny fetran’izay eken’Allah sy ny lalàna.
Ary nampirisika azy ireo hitory ny vaovao mahafaly izy Mpaminany (S.A.W), fa tsy hampandositra azy ireo amin’izany.