+ -

عن عُقبة بن عامر الجُهني رضي الله عنه قال: قال رسولُ الله صلَّى الله عليه وسلم:
«الجاهِرُ بالقرآن كالجاهِرِ بالصَّدَقَةِ، والمُسِرُّ بالقرآن كالمُسِرِّ بالصَّدَقَة».

[صحيح] - [رواه أبو داود والترمذي والنسائي] - [سنن أبي داود: 1333]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i O'kbata ibn A'mir Al-Johanÿ (R.D) : Niteny i Mpaminany (S.W.A) ka nanao hoe :
“ Ny Mpamaky ny Boky masina KOROANY ampahabemaso dia toy ny Olona mpanome Soadaka an-karihary, ary izay mamaky ny Boky masina KOROANY amin’ny fomba sy endrika mangingina dia toy ny Olona mpanao sy mpamoka ny Soadaka an-tsitrapo ”.

[Mari-pototra] - [Notantarain'i Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Al-Nasàì]

Ny fanazavana

Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa ireny Mpamaky ny Boky masina KOROANY ampahibemaso ireny dia toy ny Olona manome fanampina fihantrana ankarihary, fa ireny izay Mpanafina ny famakiany ny Boky masina Koroany kosa dia mitovy amin'ny Olona Mpanampy ny Olona amin'ny takotakona sy mangingina.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Bosnia Sinhala India Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia Malayalamia Teljo saohilia Birmana Tailandia Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Ozbekianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsara kokoa ny manafina ny famakiana ny Boky masina KOROANY, toy ny mahatsara kokoa ny fanafenana ireo fanomezana Soadaka, Satria amin'izany no tena hisian'ny fahadiovam-po sy fanalavirana ny fihatsarambelatsihy sy ny fiebohebohana, afa-tsy hoe misy antony manokana mitaky ny famakiana Azy ampahibemaso toy ny fampianarana ny Boky masina KOROANY.