+ -

عن أبي هريرة رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«لَأَنْ أَقُولَ: سُبْحَانَ اللهِ، وَالْحَمْدُ لِلهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللهُ، وَاللهُ أَكْبَرُ، أَحَبُّ إِلَيَّ مِمَّا طَلَعَتْ عَلَيْهِ الشَّمْسُ».

[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 2695]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny fitenenana Soubohànalloàhi, wale-hamdou Lillàhy, walà ilàha illal-làhoU, wallàho Akbaro, dia tiako lavitra mihoatrany andro niposahan'ny masoandro".

[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim]

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny tonombavaka fahatsiarovana an'Andriamanitra amin'ireto teny lehibe ireto dia tsara lavitra noho izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy, ary ireto manaraka ireto izany :
" Soubhànallàhi": Fanandratana sy fankalavirana Tompo Allah amin'ny tsy fahampina.
" Alhamdo Lillàhy " : dera noho ny toetrany tonga lafatra miaraka amin’ny fitiavana sy ny fanomezam-boninahitra Azy.
"Là ilàha illal-Loàhou" : Tsy misy Tompo mendrika Tompoina am-pahamarinana afa-tsy i Allah.
" Allah Akbaro " : izay midika hoe : “Lehibe Andriamanitra”: lehibe sy ambony noho ny zavatra rehetra.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Alimanina Zapone Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina Italianina Kanadianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Mamporisika amin'ny fahatsiarovana an’Allaha, ary tian’Allah mihoatra noho izay rehetra iposahan’ny masoandro ny fahatsiarovana azy.
  2. Famporisihana hanao Zikri betsaka; Noho ny valisoa sy ny fahamendrehany.
  3. Kely ny fahafinaretan’izao tontolo izao ary mandalo ny rendrarendrany.