+ -

عَنْ حَكِيمِ بْنِ حِزَامٍ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ، قَالَ:
قُلْتُ: يَا رَسُولَ اللَّهِ، أَرَأَيْتَ أَشْيَاءَ كُنْتُ أَتَحَنَّثُ بِهَا فِي الجَاهِلِيَّةِ مِنْ صَدَقَةٍ أَوْ عَتَاقَةٍ، وَصِلَةِ رَحِمٍ، فَهَلْ فِيهَا مِنْ أَجْرٍ؟ فَقَالَ النَّبِيُّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ: «أَسْلَمْتَ عَلَى مَا سَلَفَ مِنْ خَيْرٍ».

[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 1436]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Hakim Ibn Hizam (R.D), Niteny hoe :
Niteny Aho hoe : O ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah ! itanao ireo rehetra izay nataoko tamin'ny fotoan'ny habadoana toy fanomezana na koa famotsorana andevo, fanohizana ny rohim-pihavanana, moa va hazahoako valisoa izany rehetra izxany ? Niteny i Mpaminany (S.W.A) : " Raha nanaiky ny finoana Islamo Ianao dia ho voaray avokoa ireo tsara izay Nataonao ".

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 1436]

Ny fanazavana

Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa raha misy Olona tsy Mpino iray miditra amin'ny finoana Islam dia hahazo valisoa Izy noho ny asa soa nataony tamin'ny andron'ny habadoana talohan'ny nidirany ho Islamo, toy ny fanomezana, fanafahana andevo, na fanohizana ny rohim-pihavanana.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Bosnia Sinhala India Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Alimanina Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Azerianina Ozbekianina Okranianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny asa soa nataon’ny Olona tsy Mpino eto an-tany dia tsy hisy valisoa ho Azy mihitsy any ankoatra raha toa ka Maty ao anatin’ny tsy finoany Izy