+ -

عن ابن عباس رضي الله عنهما قال:
جاءَ رجُلُ إلى النبي صلى الله عليه وسلم فقال: يا رسولَ اللهِ، إن أحدنا يجدُ في نفسِهِ -يُعرِّضُ بالشَّيءِ- لأَن يكونَ حُمَمَةً أحَبُّ إليه من أن يتكلَّم بِهِ، فقال: «اللهُ أكبرُ، اللهُ أكبرُ، الحمدُ لله الذي ردَّ كيدَه إلى الوسوسَةِ».

[صحيح] - [رواه أبو داود والنسائي في الكبرى] - [سنن أبي داود: 5112]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Ibn ABBAS (R.D), Niteny ka nanao hoe :
Nisy Lehilahy iray tonga teo amin'ny Mpaminany (S.W.A) Niteny manao hoe : O ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah !! Ny iray Aminay mahatsapa zavatra am-pony, dia alehony lavitra ho tratran'ny gripa toy izay hiteny izany, hoy i Mpaminany (S.W.A) : " Allah Akbar, Allah Akbar, Lehibe tokoa i Tompo Allah, Lehibe tokoa i Tompo Allah fisaorana ho an'i Tompo Allah izay namerina ny teti-dratsiny any amin'ny faka-panahy ".

[Mari-pototra] - [Notantarain'i Abo Daòd sy Al-Nasàì tao amin'ny Al-Kobra]

Ny fanazavana

Nisy Lehilahy iray tonga teo anatrehan'ny Mpaminany (S.W.A) Niteny ka nanao hoe : O ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah ! Ny iray Aminay mahatsapa zavatra ao amin'ny Tenany izay manahirana azy, Saingy ny firesahana izany dia mavesatra Aminy, ka aleony lavitra ny harary toy izay hamoaka izany resaka izany. Ka namerina in-droa ny halebeazan'i Tompo Allah i Mpaminany (S.W.A) ary nisaotra azy tamin'ny famerenany ny teti-dratsin'ny Satana any amin'ny faka-panahy fotsiny.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Bosnia Sinhala India Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia Malayalamia Teljo saohilia Birmana Tailandia Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Azerianina Ozbekianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanazavana fa i Satana dia mamitsaka ireo vahoaka Mpino amin’ny alàlan’ny bitsika; Mba hamerenany azy ireo hiala amin’ny finoana ho amin’ny fikomiana sy tsy finoana.
  2. Fanazavana ny fahalemen’i Satana amin’ny Olona manam-pinoana, Satria tsy mahavita manao zavatra afa-tsy maka fanahy fotsiny Izy.
  3. Ny Mpino dia tokony miala amin’ny bitsiky ny Satana ary mandroaka azy ireo.
  4. Azo atao ny Miteny hoe “ Allahu Akbar ” rehefa misy zavatra tiana, mahagaga, na mitovitovy amin’izany.
  5. Azo ataon'ny ny Mpino Islamo ny manontany manam-pahaizana momba ny zava-drehetra izay mampisalasala Azy.