+ -

عن أبي هريرة رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«لَا تَجْعَلُوا بُيُوتَكُمْ قُبُورًا، وَلَا تَجْعَلُوا قَبْرِي عِيدًا، وَصَلُّوا عَلَيَّ؛ فَإِنَّ صَلَاتَكُمْ تَبْلُغُنِي حَيْثُ كُنْتُمْ».

[حسن] - [رواه أبو داود] - [سنن أبي داود: 2042]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (r.a),nilaza fa niteny i Mpaminany (saw) ka nanao hoe :
" Aza atao fasana ny tranonareo, ary aza atao toeram-pivavahana ihany koa ny fasako, fa mivavaha ho Ahy fa tsy maintsy tonga Amiko ny vavakareo na aiza na aiza misy Anareo ".

[Tsara] - [Notantarain'i Abo Daòd]

Ny fanazavana

Nandrara ny tsy fanaovana fanompoam_pivavahana ao amin'ny trano amin'ny fotoana lavabe i Mpaminany (saw), ka lasa ho toy ny fasana ny trano tsy misy Olona mivavaka ao anatiny ". Ary nandrara ny fitsidihana ny fasana amin'ny fomba matetika sy miverimberina tsy tapaka mihitsy i Mpaminany ( saw) Satria izany dia lalana iray mety mitarika ny fanompoan-tsampy ". Nandidy atsika mba hivavaka sy handefa fiarahabana Aminy Isika na aiza na aiza eto an-tany ny toerana misy Antsika. Satria izany dia ho tonga any aminy na avy amin'ny olona akaiky sy ny lavitra, ka tsy ilaina ny mivezivezy mankany amin'ny fasany..

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Alimanina Zapone Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Azerianina Ozbekianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fandrarana ny tsy fanaovana fanompoana an'i Tompo Allah ao an-trano.
  2. Ny fandrarana mba tsy handeha hitsidika ny fasan'ny Mpaminany (saw ); Satria nandidy atsika handefa vavaka aminy ary nilazana izy fa ho tonga any aminy izany, fa ny fitsidihana hatao dia hamangy ny moske sy hivavaka ao.
  3. Voarara ny famangiana ny fasan'ny Mpaminany matetika, toy ny famerimberenana ny fitsidihana azy amin'ny fotoana voatokana, tahak'izany koa ny famangiana ny fasana rehetra.
  4. Fanomezam-boninahitra an'ny Mpaminany (saw) avy amin'ny Tompony no nandidiana ny mpino handefa vavaka sy fiarahabana ho azy amin'ny fotoana rehetra sy ny toerana rehetra.
  5. Satria ny fandrarana ny fivavahana any am-pasana no fanapahan-kevitry ny mpanara_diany; izany no nahatonga ny Mpaminany (saw) nandrara ny fanaovana trano toy ny fasana, ka tsy misy olona mivavaka.