عن أبي صِرْمة رضي الله عنه أن رسول الله صلى الله عليه وسلم قال:
«مَنْ ضَارَّ ضَارَّ اللهُ بِهِ، وَمَنْ شَاقَّ شَقَّ اللهُ عَلَيْهِ».
[حسن] - [رواه أبو داود والترمذي وابن ماجه وأحمد] - [سنن الترمذي: 1940]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Abi Sirmat (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Izay manao Ratsy, dia i Allah no hamaly sy hanisy ratsy Azy, ary izay mametra-tena ho mafy dia ho mafy Aminy i Tompo Allah."
[Tsara] - [Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad] - [Sonan At-Tirmizì - 1940]
Nampitandrina i Mpaminany (s.w.a) ny amin'ny fampidirana ny olana sy probeleme amin’ny Mpino Isilamo, na ny fanasarotana Azy amin'ireo raharaha rehetra momba azy, na eo amin’ny Tenany, na ny eo amin'ny Volany, na koa eo amin'ny Ankohonany, ary na iza na iza ny mikasa manao na hanao an'izany, dia hamaly Azy i Allah ary hofaiziny tokoa araka ny asa izay nataony.