1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Resaka Raha omena ny olona izay nangatahany, dia hisy olona maro hitaky fananan'ny olona sy ny ra fandatsahan-drà azy ireo, ​​fa ny porofo kosa takiana amin'izay milaza fa tompony, ary ny fianianana ho an'izay mandà

عَن ابنِ عباسٍ رضي الله عنهما أنَّ رسولَ اللهِ صلي الله عليه وسلم قال:
«لَو يُعطَى النّاسُ بدَعواهُم لادَّعَى رِجالٌ أموالَ قَومٍ ودِماءَهُم، ولَكِنَّ البَيِّنَةَ على المُدَّعِى، واليَمينَ على مَن أنكَرَ».

Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Raha omena ny olona izay nangatahany, dia hisy olona maro hitaky fananan'ny olona sy ny ra fandatsahan-drà azy ireo, ​​fa ny porofo kosa takiana amin'izay milaza fa tompony, ary ny fianianana ho an'izay mandà."

Mari-pototra رواه البيهقي السنن الكبرى للبيهقي - 21243

Ny fanazavana

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) fa raha omena rariny noho ny fitakiana fotsiny ny olona, ​​tsy misy porofo na filazana mazava tsara, dia hisy olona hitaky fananan'ny olona sy famonoana azy, ​​tsy izany anefa, fa ny mpitory dia tsy maintsy manolotra porofo mazava momba ny zavatra takiny, raha tsy manana porofo izy, dia atolotra ny voampanga ny fitakiana, ary raha mandà izany izy dia tsy maintsy mianiana ary afaka madiodio.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Niteny i Ibn Daqiq al-Eid hoe : Ity hadith ity dia iray amin'ireo fototry ny didim-pitsarana, ary fototra lehibe indrindra iverenana amin'ny fotoanan'ny fifandirana sy ny fifamaliana.
  2. Ny lalàna silamika dia tonga hiaro ny fanànan'olona sy ny ràny amin'ny fanodinkodinana.
  3. Ny mpitsara dia tsy manapaka araka ny fahalalany, fa miverina amin'ny porofo.
  4. Izay rehetra milaza fanambarana tsy misy porofo dia lavina, na mikasika ny zo izany na fifampiraharahana na ny momba ny finoana sy ny siansa.

Fanehoana ny dikan-teny

61 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
FR Français الفرنسية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
JA 日本語 اليابانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
KY Кыргызча القيرقيزية
NE नेपाली النيبالية
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
CS Čeština التشيكية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan الأذربيجانية
UZ O‘zbek الأوزبكية
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو