+ -

عن أبي هريرة رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«مَنْ يُرِدِ اللهُ بِهِ خَيْرًا يُصِبْ مِنْهُ».

[صحيح] - [رواه البخاري] - [صحيح البخاري: 5645]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy".

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari]

Ny fanazavana

Mampafantatra i Mpaminany (S.A.W) hoe: Raha te hanasoa mpanompony iray i Allah dia hotsapainy amin'ny vatateny sy ny harenany ary ny fianakaviany, mba hiverenan'ireo mpino any amin'i Allah ilay Avo Tsitoha amin'ny alàlan'ny vavaka Doua'n, sy famafana ireo haratsiany, ary fampiakarana ny voninahitra.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Alimanina Zapone Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Ozbekianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Marina tokoa fa iharan’ny fisedrana isan-karazany ny mpino.
  2. Ny fitsapana dia mety ho mariky ny fitiavan’Allah ny mpanompony, mba hanandratany ny laharany sy hampiakarany ny voninahiny ary hamafany ny fahotany.
  3. Fampirisihana amin'ny faharetana rehefa tra-pahorina ary tsy tokony ho koropaka na be taraina.