عَنْ مَطَرِ بْنِ عُكَامِسٍ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«إِذَا قَضَى اللَّهُ لِعَبْدٍ أَنْ يَمُوتَ بِأَرْضٍ جَعَلَ لَهُ إِلَيْهَا حَاجَةً».
[صحيح] - [رواه الترمذي] - [سنن الترمذي: 2146]
المزيــد ...
Notaterin'i Matar ibn O'kàmis (R.D) : Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) manao hoe :
"Rehefa nodidin'i Allah ho faty any amin'ny toerana iray ny mpanompony dia hataon'i Allah lasa misy antondiany any amin'io toerana io".
[Mari-pototra] - [Notantarain'i Al-Tirmizì] - [Sonan At-Tirmizì - 2146]
Milaza sy mampahafantatra i Mpaminany (S.A.W) : fa rehefa nandahatra sy nanapakevitra amin'ny fahafatesan'ny Mpanompo iray i Tompo Allah nefa tsy ao amin'io tany io ilay Mpanompony, dia hataon'i Tompo Allah misy zavatra ilainy any amin'io toerana io dia tonga any Izy ka eo no hakana ny fanahiny dia eo Izy no maty.