+ -

عن ابن عباس رضي الله عنهما:
كان النبي صلى الله عليه وسلم يقول بين السجدتين: «اللَّهمَّ اغْفِرْ لي، وارْحَمْنِي، وعافِني، واهْدِني، وارزقْنِي».

[حسن بشواهده] - [رواه أبو داود والترمذي وابن ماجه وأحمد] - [سنن أبي داود: 850]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A) :
i Mpaminany (S.W.A) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì".

[Tsara miaraka amin'ny porofo hafa] - [Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad]

Ny fanazavana

i Mpaminany (S.W.A) dia mangataka eo anelanelan'ny fiankohofana roa amin'ny Soalat amin'ireto fangatahana dimy izay tena ilain'ny mpino ireto, izay mandrakotra ny hatsarana eto an-tany sy ny any an-koatra, fangatahana famelan-keloka sy sy fanafoanana ny ota ary ny fanambelana izany, ary fangatahana indrafo, sy ny fiarovana amin'ny fakam-panahy sy ny aretina, ny fangatahana ny fahitsina sy ny fifikirana amin'izany ary ny anjara amin'ny finoana sy ny fahalalana ary asa soa sy ny harena madio.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Alimanina Zapone Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina Italianina Kanadianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Azo atao ny miteny ity Douan ity eo anelanelan'ny fiankohofana roa.
  2. Fahasoavan'ity Doa'n ity dia mandrakotra ny hatsara eto an-tany sy ny any ankoatra.