عَنِ الْبَرَاءِ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«إِذَا سَجَدْتَ، فَضَعْ كَفَّيْكَ وَارْفَعْ مِرْفَقَيْكَ».
[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 494]
المزيــد ...
Tatitra azo avy amin'i Barra (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho."
[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 494]
Nanazava ny toeran'ny tànana eo amin'ny fiankohofana ny Mpaminany (S.A.W), amin'ny fametrahana ny fela_tànana amin'ny tany ary ny rantsantanana mitodika mankany amin'ny Qibla, ary ny kiho - ny tonon`ny sandry sy ny sandriny ambony - dia tokony hatsangana eo ambonin`ny mikasika ny tany sy ankoatra ny lafiny.