1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Resaka Ny irak'I Allah dia manangana ny tànany eo an-tsorony rehefa manokatra ny fivavahana,

عَن ابْنِ عُمَرَ رضي الله عنهما:
أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ كَانَ يَرْفَعُ يَدَيْهِ حَذْوَ مَنْكِبَيْهِ إِذَا افْتَتَحَ الصَّلَاةَ، وَإِذَا كَبَّرَ لِلرُّكُوعِ، وَإِذَا رَفَعَ رَأْسَهُ مِنَ الرُّكُوعِ، رَفَعَهُمَا كَذَلِكَ أَيْضًا، وَقَالَ: «سَمِعَ اللَّهُ لِمَنْ حَمِدَهُ، رَبَّنَا وَلَكَ الحَمْدُ»، وَكَانَ لاَ يَفْعَلُ ذَلِكَ فِي السُّجُودِ.

Tatitra azo avy amin'i Ibn Omar (R.A) niteny :
Ny irak'I Allah dia manangana ny tànany eo an-tsorony rehefa manokatra ny fivavahana, sy rehefa manao Takbir amin'ny fiondrehana, ary rehefa nanandratra ny lohany tamin'ny fiondrehany dia nanandratra azy roa koa; avy eo dia miteny hoe : “Samiallaho Liman Hamida, Rabbana Walakal-hamdo", ary tsy nanao izany izy rehefa niankohoka.

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 735

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) dia manangana ny tànany amin'ny fotoana telo mandritra ny vavaka, manatrika na mahitsy eo amin'ny soroka, izany hoe : Ny taolana sy ny tratra.
Ny fotoana voalohany : Rehefa manomboka ny vavaka amin'ny Takbir fanokafana.
Faharoa : Raha miteny “Allaho Akbar” izy rehefa miondrika.
Fahatelo : Rehefa manandratra ny lohany avy miondrika ka miteny manao hoe : “Samiallaho Liman Hamida, Rabbana Walakal-hamdo".
Fa tsy nanangana ny tànany izy rehefa hiankohoka, na rehefa nitsangana avy niakohoka.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Anisan’ny fahendrena fonosin'ny fananganan-tànana amin’ny vavaka dia ravaky ny vavakabsy fanomezam-boninahitra an’i Allah Tsitoha.
  2. Voaporofo fa nanandratra ny tànany tamin’ny fotoana fahefatra izy, araka ny fitantaran’i Abo Hamid al-Sa’idi sy ny voalazan’i Abou Daod sy ny hafa, izay rehefa mitsangana avy amin’ny tasahod voalohany ao amin’ny vavaka misy fizarana na rakkat telo sy efatra.
  3. Voaporofo ihany koa fa nanandratra ny tànany hatreo amin’ny sofiny fa tsy nikasika izy, araka ny fitantaran’i Malik bin Al-Howayrith ao amin’ny boky Bokhari sy Moslim manao hoe : “Ny irak’i Allah dia nanandratra ny tànany mandra-pahatongany eo amin’ny sofiny”.
  4. Ny fitenenana Samiallaho Liman Hamida dia voatokana ho an'ny Imam sy izay mivavaka irery fa ny mpivavaka manaraka ao aoriany dia miteny hoe : Rabbana Walakal-Hamdo.
  5. Ny fitenenana hoe : “Rabbana Walakal-Hamdo", aorian’ny fiankohofana dia voaporofo fa nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ary misy fomba efatra izany, fa ny tsara indrindra dia ny fanarahan'ny olona iray amin'ireto manaraka ireto ary atao indray mandeha, ary ny hafa mba indray mandeha.

Fanehoana ny dikan-teny

58 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
FR Français الفرنسية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
KY Кыргызча القيرقيزية
NE नेपाली النيبالية
YO Yorùbá اليوروبا
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
SO Soomaali الصومالية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
CS Čeština التشيكية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan الأذربيجانية
UZ O‘zbek الأوزبكية
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
KMR Kurmancî الكرمنجية