عَنْ عَائِشَةَ أُمِّ المؤْمنينَ رَضيَ اللهُ عنها:
أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ كَانَ إِذَا خَرَجَ مِنَ الغَائِطِ قَالَ: «غُفْرَانَكَ».

[صحيح] - [رواه أبو داود والترمذي وابن ماجه وأحمد] - [سنن أبي داود: 30]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ireo mpino (R.A) niteny izy :
Rehefa nivoaka avy tao amin'ny lavapiringa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : " Ny famelanao ry tompo Allah".

[Mari-pototra] - [Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad] - [Sonan Abo Daòd - 30]

Ny fanazavana

Rehefa nivoaka avy tao anaty trano fivoahana ny Mpaminany (S.A.W) dia miteny hoe : Mangataka Aminao aho (amin'ny famelanao), ry Alla ô!.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Tsara ny miteny hoe: "Ghofranaka" rehefa avy nandao ny toerana fivoahana.
  2. Nangataka famelan-keloka tamin'ny Tompony ny Mpaminany (S.A.W), amin'ny toe-javatra rehetra.
  3. Ny anton'ny fangatahana famelan-keloka taorian'ny famoahana maloto : noho ny tsy fahatomombanana eo amin'ny fankasitrahana an'I Allah noho ireo fitahiany be dia be, ao anatin'izany ny fanamorana ny fanesorana izay manahirana, ary mangataka famelan-keloka Aminao aho raha toa ka variana tsy nahatsiaro Anao aho tamin'ny ny famoahana maloto.
Fanehona ny dikanteny
Ny teny: Anglisy Ordo Espana Fanampiny (50)