+ -

عن أنس رضي الله عنه، قال:
قال رسول الله صلى الله عليه وسلم لأبي بكر وعمر: «هذان سَيِّدا كُهُول أهل الجنة من الأوَّلِين والآخِرين إلا النبيِّين والمرسلين».

[صحيح] - [رواه الترمذي] - [سنن الترمذي: 3664]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny :
Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka".

[Mari-pototra] - [Notantarain'i Al-Tirmizì] - [Sonan At-Tirmizì - 3664]

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa i Abo Bakr al-Siddiq sy Omar al-Faroq (R.A) no olona tsara indrindra aorian'ny mpaminany ary olona tsara indrindra amin'ireo olona miditra ao amin'ny paradisa aorian'ireo Mpaminany sy Iraka.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. I Abo Bakr sy Omar no olona tsara indrindra taorian'ny mpaminany sy ny iraka.
  2. Tsy misy zoky olona ao amin’ny Paradisa, fa telo amby telopolo taona ihany no hiditra ao. Ny tiana ho lazaina dia izy roa no lehiben'ireo izay maty antitra teto an-tany, na koa ny fiheverana ny maha-izy azy teto an-tany amin'ity hadith ity.
Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tailandia Pasito Asamia Soedianina Amharika Holandia Gojratia Nepalianina Aldoria Romaniana Hongariana الموري Kanadianina الولوف Okranianina الجورجية المقدونية الخميرية الماراثية
Fanehona ny dikanteny