عَنْ أَبِي ذَرٍّ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ أَنَّهُ سَمِعَ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«لاَ يَرْمِي رَجُلٌ رَجُلًا بِالفُسُوقِ، وَلاَ يَرْمِيهِ بِالكُفْرِ، إِلَّا ارْتَدَّتْ عَلَيْهِ، إِنْ لَمْ يَكُنْ صَاحِبُهُ كَذَلِكَ».
[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 6045]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Abo Zar (R.A) niteny fa nandre an'ny Mpaminany izy niteny manao hoe :
“Tsy misy olona miampanga ny hafa ho amin’ny fahalotoam-pitondran_tena, ary tsy miampanga ny hafa ho tsy mino, dia hiverina aminy ihany izany, raha tsy toy izany ny namany niampangany.”
[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 6045]
Nampitandrina ny Mpaminany (S.A.W) fa izay miteny amin'ny hafa hoe : Mpanota ianao, na hoe : Tsy mpino ianao, ka raha tsy arak'izay nolazainy, dia izy mpiteny no mendrika ny filazalazana voalaza etsy ambony ary haverina aminy ny teniny, fa raha araka ny voalazany kosa ilay olona, dia tsy haverina aminy; Satria marina ny teniny.