عَنْ جَابِرٍ رضي الله عنه قَالَ: سَمِعْتُ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«إِنَّ الشَّيْطَانَ قَدْ أَيِسَ أَنْ يَعْبُدَهُ الْمُصَلُّونَ فِي جَزِيرَةِ الْعَرَبِ، وَلَكِنْ فِي التَّحْرِيشِ بَيْنَهُمْ».
[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 2812]
المزيــد ...
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe :
“Ny devoly dia kivy ny hivavahan’ireo mpivavaka ao amin’ny faritra Arabo misy azy, nefa mbola manenjika azy ireo ihany izy.”
[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 2812]
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa i Satana dia naniry mafy ny hiverenan’ireo mpino mivavaka aminy hanompo azy sy hiankohoka amin’ny sampy any amin’ny nosy misy ny Arabo, nefa mbola nitsiriritra ihany izy, sy ny ezaka nataony, ny fikelezany aina, ny asa ary ny fiezahany manohy ny fanelingelenana azy ireo tamin’ny fifandirana, lolom_po, ady, fakam-panahy, sy ny toy izany.