عن عائشة رضي الله عنها قالت:
كَانَ النَّبِيُّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَذْكُرُ اللهَ عَلَى كُلِّ أَحْيَانِهِ.
[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 373]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny :
I Mpaminany (S.W.A) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra.
[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 373]
Mampahafantatra i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra fa i Mpaminany (S.W.A) dia tena mifikitra amin'ny fahatsiarovana sy fiderana an'i Allah, ka izy dia midera an'i Allah amin'ny fotoana sy ny toerana rehetra.