عن بريدة رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«إِنَّ الْعَهْدَ الَّذِي بَيْنَنَا وَبَيْنَهُمُ الصَّلَاةُ، فَمَنْ تَرَكَهَا فَقَدْ كَفَرَ».

[صحيح] - [رواه الترمذي والنسائي وابن ماجه وأحمد] - [سنن النسائي: 463]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Ny fifanekena maha samihafa amintsika sy amin’izy ireo dia ny soalat, ka izay tsy manatanteraka izany dia efa mpikomy”.

[Mari-pototra] - [Notantarain'i Al-Tirmizì, Al-Nasàì Ibn Màjah ary Ahmad] - [Sonan An-Nasàì - 463]

Ny fanazavana

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) fa ny fifanekena sy fifamatorana eo amin'ireo mpino silamo sy ny hafa ankoatra azy ireo avy amin'ireo tsy mpino sy mpihatsaravelatsihy dia ny soalat, ka izay mamela izany dia efa tsy mpino.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Maha Zava-dehibe ny soalat, ary io no maha samihafa ny mpino sy ny tsy mpino.
  2. Ny lalànan'ny islamo dia azo ampiharina amin'ny olona iray vokatry ny toetoetrany ety ivelany fa tsy ny any anatiny.
Fanehona ny dikanteny
Ny teny: Anglisy Ordo Espana Fanampiny (57)
Fanampiny