+ -

عَنْ ‌أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«أَيُحِبُّ أَحَدُكُمْ إِذَا رَجَعَ إِلَى أَهْلِهِ أَنْ يَجِدَ فِيهِ ثَلَاثَ خَلِفَاتٍ عِظَامٍ سِمَانٍ؟» قُلْنَا: نَعَمْ. قَالَ: «فَثَلَاثُ آيَاتٍ يَقْرَأُ بِهِنَّ أَحَدُكُمْ فِي صَلَاتِهِ خَيْرٌ لَهُ مِنْ ثَلَاثِ خَلِفَاتٍ عِظَامٍ سِمَانٍ».

[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 802]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Abou Horairah (R.D), fa Niteny ilay Irakan' i Tompo Allah (S.W.A) nanao hoe :
" Iray Aminareo ve mitia rehefa miverina any amin'ny ankohonany dia hahazo Rameva lehibe ary matavy ?", Namaly Izahay hoe : Eny, Dia Niteny Izy nanao hoe : " Ny andininy telo izay vakin'iray Aminareo ao anatin'ny fivavahana Soalat dia tsara lavitra mihoatra ny Rameva lehibe sy matavy ".

[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 802]

Ny fanazavana

Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa ny valisoa azo avy amin'ny famakina ny andininy Telo ao anatin'ny fivavahana Soalat; dia tsara lavitra mihoatra ny fahazoan'Olona Rameva lehibe matavy no sady mitondra vohoka ao an-tranony,

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Alimanina Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina الموري Folianina Italianina Oromianina Kanadianina الولوف البلغارية Azerianina اليونانية Ozbekianina Okranianina الجورجية اللينجالا المقدونية
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanazavana ny fahasoavana manoloana ny famakiana ny Boky masina KOROANY mandritra ny vavaka Soalat.
  2. Ny Asa soa dia tsara sy maharitra kokoa noho ny fananana harena lehibe eto an-tany izay mbola ho rava.
  3. Izany fahasoavana izany dia noferana ho amin'ny famakiana andininy Telo ihany; fa rehefa mitombo ny famakian'ny Mpivavaka iray ao anatin'ny fivavahana izay ataony dia mitombo ihany koa ny valisoany amin'ny isan'ny Rameva.