عَنْ بُرَيْدَةَ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«مَنْ حَلَفَ بِالْأَمَانَةِ فَلَيْسَ مِنَّا».
[صحيح] - [رواه أبو داود وأحمد] - [سنن أبي داود: 3253]
المزيــد ...
Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
[Mari-pototra] - [Notantarain'i Abo Daòd sy Ahmad] - [Sonan Abo Daòd - 3253]
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nandrara sy nampitandrina ny amin'ny fianianana amin'ny tokoy, ary na iza na iza manao izany dia tsy anisantsika.