+ -

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«اثْنَتَانِ فِي النَّاسِ هُمَا بِهِمْ كُفْرٌ: الطَّعْنُ فِي النَّسَبِ، وَالنِّيَاحَةُ عَلَى الْمَيِّتِ».

[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 67]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :
"Misy zavatra roa amin'ny olona mahatonga ny tsy finoana : ny fifandirana momba ny firazanany ary ny fitomaniana amin'ny maty."

[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 67]

Ny fanazavana

Milaza momba ny toetra roa amin'ny olona izay mahatonga ny asa amin'ny tsy finoana sy ny fitondran-tena talohan'ny silamo i Mpaminany (S.A.W). Izy ireo dia ny :
Ny voalohany : Fanompana ny taranaky ny olona, ​​manambany azy ireo ary manambony tena aminy.
Ny faharoa : mampiaka-peo mandritra ny loza noho ny fahatezerana amin’ny anjara, na mandrovitra akanjo noho ny tahotra.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. N'y famporisihana amin'ny fanetren-tena ary tsy manambony tena amin'ny olona.
  2. Ilaina ny faharetana amin'ny loza ary tsy tokony ho tezitra.
  3. Ireo fihetsika ireo dia avy amin’ny tsy finoana madinidinika, ary tsy midika fa izay manao iray amin’ireo sampan’ny tsy finoana dia voasokajy ho tsy mpino izay mamoaka azy amin'ny finoana mandra-pahatongavany amin'ny tsy finoana lehibe.
  4. Ny finoana silamo dia mandrara izay rehetra mitarika fisaratsarahana eo amin'ny silamo, toy ny fanafihana firazanana sy ny zavatra hafa.
Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tailandia Alimanina Pasito Asamia Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Aldoria serbianina Keniaroandia Romaniana Hongariana الموري Oromianina Kanadianina Okranianina الجورجية المقدونية الماراثية
Fanehona ny dikanteny
Fanampiny