+ -

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ عَنْ رَسُولِ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«لاَ تَقُومُ السَّاعَةُ حَتَّى تُقَاتِلُوا اليَهُودَ، حَتَّى يَقُولَ الحَجَرُ وَرَاءَهُ اليَهُودِيُّ: يَا مُسْلِمُ، هَذَا يَهُودِيٌّ وَرَائِي فَاقْتُلْهُ».

[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 2926]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.D), fa Niteny i Mpaminany (S.W.A) ka nanao hoe :
" Tsy ho tonga no sady tsy ho avy mihitsy ny Andro farany raha tsy miady amin'ny Jiosy avokoa Ianareo, mandra-pahatongavan'ny vato izay hiafenan'ny Jiosy hiteny hoe : Ry Mpino, misy Jiosy ao aoriako, ka vonoy Izy ."

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]

Ny fanazavana

Nilaza i Mpaminany fa tsy ho tomga ary tsy ho avy mihitsy ny ora raha tsy miady mifamono ny vahoaka Mpino Islamo sy ny ireo vahoaka ny Jiosy. Na dia mandositra ao ambadikIn'ny vato aza ireo Jiosy mba hiafina ny Mpino Islamo; dia efa ho nampitenenin'i Tompo Allah ilay vato ary niantso ny Mpino Islamo ka Niteny hoe : Misy Jiosy miafina ao aoriany mba hahatongavany hamono Azy.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Bosnia Sinhala India Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia Malayalamia Teljo saohilia Birmana Tailandia Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Azerianina Ozbekianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fampahafantarana nomen'ny Mpaminany (S.W.A) amin'ireo zavatra tsy hita maso sy ny zavatra izay mbola ho avy, araka izay nampahafantarin'i Tompo Allah Azy, dia tsy maintsy hitranga avokoa izany rehetra izany.
  2. Ady ataon'ny vahoaka Mpino Islamo amin'ireo vahoakan'ny Jiosy amin'ny fara-andro dia iray amin'ireo famantarana ny fahatongavany Andro farany.
  3. Fijanonan'ny finoana Islam mandra-patongavan'ny Andro farany, ary ny fanjakany manoloana an'ireo finoana rehetra.
  4. Fanavotan'i Tompo Allah an'ireo vahoaka Mpino Islamo manoloana ny fahavalon'izy ireo, ka anisan'izany dia ny fampitenenan'ny Tompo Allah ny vato amin'ny fara-Andro.