+ -

عن ابن عمر رضي الله عنهما أن رسول الله صلى الله عليه وسلم قال:
«إِذَا أَكَلَ أَحَدُكُمْ فَلْيَأْكُلْ بِيَمِينِهِ، وَإِذَا شَرِبَ فَلْيَشْرَبْ بِيَمِينِهِ، فَإِنَّ الشَّيْطَانَ يَأْكُلُ بِشِمَالِهِ، وَيَشْرَبُ بِشِمَالِهِ».

[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 2020]
المزيــد ...

Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (SAW) manao hoe:
“Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”

[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 2020]

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) dia mandidy ny mpino silamo mba hihinana sy misotro amin'ny tànany havanana, ary manakana ny fihinana sy fisotroana amin'ny tànany havia; Izany satria ny Satana dia mihinana sy misotro aminy.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Birmana Tailandia Zapone Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Keniaroandia Romaniana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Azerianina Okranianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanakana amin'ny fakana tahaka an’i Satana eo amin’ny fihinanana na fisotroana amin’ny tànana havia.