عَنْ أَبِي مُـحَمَّدٍ الحَسَنِ بْنِ عَلِيِّ بْنِ أَبِي طَالِبٍ - سِبْطِ رَسُولِ اللَّهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ وَرَيْحَانَتِهِ-، قَالَ: حَفِظْتُ مِنْ رَسُولِ اللَّهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«دَعْ مَا يَرِيبُك إلَى مَا لَا يَرِيبُكَ».
[صحيح] - [رواه الترمذي والنسائي] - [الأربعون النووية: 11]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mohammadi al-Hasani ibn Ali ibn Abi Toalibo - zafikelin'ny Mpaminany sy ny malalany - niteny hoe : " Azoko avy tamin'ny Irakan'i Tompo Allah ny hoe :
" Avelao izay manalasala Anao eo anatrehan'izay tsy manalasala Anao ".
[Mari-pototra] - [رواه الترمذي والنسائي] - [الأربعون النووية - 11]
Nandidy atsika ny Mpaminany (S.W.A) mba hiala amin’izay teny na fihetsika rehetra mampisalasala atsika, na voarara na azo atao, ary mankany amin’ireo izay rehetra azontsika antoka fa tsara sy azo atao.