1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Resaka Alaviro lavitra no sady hialao ity fahalotoana izay noraran'i Tompo Allah ity. Ka izay manao izany, dia aoka Izy hanafina ny tenany amin'ny fiafenan'i Tompo Allah ary hibebaka amin'i Tompo Allah, fa na iza na iza manambara ny fahotany Aminay, dia ho tanterahiko Aminy izay voasoratran'i Tompo Allah, ilay avo Tsitoha

عَنْ عَبْدِ اللَّهِ بْنِ عُمَرَ رضي الله عنهما أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صلى الله عليه وسلم قَامَ بَعْدَ أَنْ رَجَمَ الْأَسْلَمِيَّ فَقَالَ:
«اجْتَنِبُوا ‌هَذِهِ ‌الْقَاذُورَةَ الَّتِي نَهَى اللَّهُ عَنْهَا فَمَنْ أَلَمَّ فَلْيَسْتَتِرْ بِسِتْرِ اللَّهِ وَلْيُتُبْ إِلَى اللَّهِ، فَإِنَّهُ مَنْ يُبْدِ لْنَا صَفْحَتَهُ نُقِمْ عَلَيْهِ كِتَابَ اللَّهِ عز وجل».

Tatitra azo avy amin'i Abdillahi Ibn Omar (R.A), dia nitsangana ny Irakan'i Tompo Allah rehefa avy nitora-bato an'i Rangahy Al-Aslami ary Niteny hoe :
" Alaviro lavitra no sady hialao ity fahalotoana izay noraran'i Tompo Allah ity. Ka izay manao izany, dia aoka Izy hanafina ny tenany amin'ny fiafenan'i Tompo Allah ary hibebaka amin'i Tompo Allah, fa na iza na iza manambara ny fahotany Aminay, dia ho tanterahiko Aminy izay voasoratran'i Tompo Allah, ilay avo Tsitoha."

Mari-pototra رواه الحاكم والبيهقي Al-Mostadrak àla As-Sahìhayn - 7615

Ny fanazavana

Nitatitra i Ibn Omar (R.A) fa nitsangana i Mpaminany rehefa avy nitora-bato an'i Rangahy Ma'iz ibn Malik al-Aslami ho faty noho ny fijangajangana izay nataony, ary niteny tamin'ny vahoaka Izy ka nanao hoe : Halavironareo lavitra ity fahalotoana ity sy ireo fahotana maharikoriko sy ratsy izay noraran’i Tompo Allah. Izay manao ny iray amin'ireo fahotana ireo dia tsy maintsy aminy ny zavatra roa : Voalohany dia : Tokony hiafina amin’izay nanafenan’i Tompo Allah azy Izy fa tsy hanambara ny fahotany. Faha-roa : Tokony hibebaka haingana amin’i Tompo Allah Izy fa tsy hiziriziry amin’izany. Raha miharihary amintsika ny fahotan’ny olona iray, dia hampiharintsika aminy ihany koa ny sazy izay voalaza ao amin’ny Bokin’i Tompo Allah Ilay Avo Tsitoha noho izany fahotana izany.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Mamporisika ny mpanompo mpanota ny mba hanafina ny fahotany sy ny mba hibebaka amin’izany eo amin’ny tenany sy ny Tompony.
  2. Raha tonga eo amin'ny mpitondra ny raharaha, dia tsy maintsy ampiharina ny didy sy ny fetra.
  3. Voadidy ny fialana amin’ny fahotana sy ny tokony hibebaka amin’izany.

Fanehoana ny dikan-teny

58 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
JA 日本語 اليابانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
KY Кыргызча القيرقيزية
NE नेपाली النيبالية
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
CS Čeština التشيكية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
AZ Azərbaycan الأذربيجانية
UZ O‘zbek الأوزبكية
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
BM Bambara البامبارية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية
DA Dansk الدنماركية
RN Kirundi الكيروندي
KMR Kurmancî الكرمنجية
MS Bahasa Melayu الملايو