1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Resaka Tsy ho voakasika ny afo mihitsy tongotry ny mpanompo rakotry ny vovoka tamin'ny fanaovana ny asan'I Allah

عَنْ أَبِي عَبْسٍ عَبْدُ الرَّحْمَنِ بْنِ جَبْرٍ رضي الله عنه أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَا اغْبَرَّتْ قَدَمَا عَبْدٍ فِي سَبِيلِ اللَّهِ فَتَمَسَّهُ النَّارُ».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Abas Abd al-Rahman bin Jabr (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tsy ho voakasika ny afo mihitsy tongotry ny mpanompo rakotry ny vovoka tamin'ny fanaovana ny asan'I Allah."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari Sahìh Al-Bokhari - 2811

Ny fanazavana

Nanome vaovao mahafaly i Mpaminany (S.A.W) fa izay tratry ny vovoka eo amin'ny tongony eo am-pitolomana amin'ny asan'I Allah dia tsy hikasika azy ny afo.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Vaovao mahafaly ho an'izay miady amin'ny anaran'I Allah fa ho vonjena amin'ny helo izy.
  2. Noresahiny ny tongotra, na dia mandrakotra ny vatana manontolo aza ny vovoka. Satria nandeha an-tongotra ny ankamaroan'ny manao jiady tamin'izany fotoana izany, ary lasa feno vovoka ihany koa ny tongony.
  3. Hoy I Ibn Hajar : Raha ny fikasihana vovoka amin'ny tongotra fotsiny no mahatonga ny afo ho voarara; Ahoana àry ny amin’izay miezaka mafy sy mitolona mafy ka mandany ny fananany?

Fanehoana ny dikan-teny

51 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
NE नेपाली النيبالية
YO Yorùbá اليوروبا
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية