+ -

عَنِ ‌ابْنِ عَبَّاسٍ رَضِيَ اللهُ عَنْهُمَا قَالَ:
أُنْزِلَ عَلَى رَسُولِ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ وَهُوَ ابْنُ أَرْبَعِينَ، فَمَكَثَ بِمَكَّةَ ثَلَاثَ عَشْرَةَ سَنَةً، ثُمَّ أُمِرَ بِالْهِجْرَةِ، فَهَاجَرَ إِلَى الْمَدِينَةِ، فَمَكَثَ بِهَا عَشْرَ سِنِينَ، ثُمَّ تُوُفِّيَ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ.

[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 3851]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i ibn A'bbas (R.D), Niteny ka nanao hoe :
Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo Taona, nitoetra tao Lameka (Makka) nandritra ny Telo ambin'ny folo taona, avy eo dia nasaina nifindra monina, ka nifindra monina nakany tany Madina, ary nitoetra tao nandritry ny folo Taona, avy eo dia maty Izy (S.W.A).

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]

Ny fanazavana

Milaza sy mampahafantatra i ibn A'bbas (R.D) : fa Nampidinina tamin'ny Irakan' i Tompo Allah ny faminanina rehefa Izy feno Efa-polo Taona, ary monina tao Lameka nandritra ny Telo ambin’ny folo Taona taorian’ny faminaniana, avy eo dia nasaina nifindra monina tany Madina Izy ary nitoetra tao nandritra ny folo Taona, ary avy eo dia maty Izy rehefa feno Telo amby Enimpolo Taona.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Aigoria Bengaly Frantsay Torkia Bosnia Sinhala India Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia Malayalamia Teljo saohilia Birmana Tailandia Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Tajakianina Keniaroandia Romaniana Tsekianina Italianina Oromianina Kanadianina Azerianina Ozbekianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fahalianan'ny Mpanaradia ny tantaram-piainan'ny Mpaminany (S.W.A).
Fanampiny