Lisitr'ireo Hadith

Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
عربي الإنجليزية الأوردية
Izay zavatra rehetra nandrarako Anareo dia ihatahonareo, ary izay zavatra rehetra nanirahako Anareo dia ataovinareo izay mety vitanareo
عربي الإنجليزية الأوردية
“Mianiana aho amin’Ilay mitazona ny fanahin’i Mohammad eo am-pelatànany, Tsy misy olona amin’ity vahoaka ity, na Jiosy na Kristianina, nandre ahy ka maty izy nefa tsy nino izay nanirahana ahy, afa-tsy hoe tafiditra ho vahoakan'Afobe
عربي الإنجليزية الأوردية
“Avelaonareo aho amin'ny zavatra izay tsy natolotro anareo, fa tsy nisy afa-tsy ny fanontaniana sy ny tsy fitovian-kevitra tamin’ireo mpaminaniny no naharendrika ny vahoaka teo alohanareo
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny vahoakako rehetra dia miditra amin'ny Paradisa afa-tsy ireo izay nandà ihany
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy
عربي الإنجليزية الأوردية
Moave misy olona mipetraka eo amin'ny sezany ka tonga aminy ny Hadithe avy Amiko dia miteny Izy ka hanao hoe : Atsika efa manana Bokin'i Allah eo anatrehantsika
عربي الإنجليزية الأوردية
hoy izahay : Ianao no lehibenay. Dia namaly izy hoe : "Ily lehibe indrindra dia I Allah", Dia hoy izahay : Ny tena be voninahitra indrindra aminay, ary be fanolorana sy voninahitra sy fahamboniana, Dia namaly izy: “Lazao izay lazainareo, na izay tianareo lazaina, fa aza avela haka fanahy anareo ny Satana”
عربي الإنجليزية الأوردية
“Nomena zavatra dimy izay tsy mbola nomena an’iza na iza talohako
عربي الإنجليزية الأوردية
Ny andro tsara indrindra niposahan'ny masoandro dia ny andro zoma
عربي الإنجليزية الأوردية
Mianina aho amin'ilay mitazona ny fanahiko eo am-pelatànany, Efa hidina eo aminareo ho mpitsara marina i zanak'i Maria, ka hanapaka ny hazo fijaliana, hamono ny kisoa, hanala ny hetra, ary hampamaro ny harena ka tsy misy handray azy intsony ny olona
عربي الإنجليزية الأوردية
ary izaho dia Dhamam Ibn Thaalabah, avy amin'ny foko Banu Saad bin Bakr
عربي الإنجليزية الأوردية
Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo
عربي الإنجليزية الأوردية
Soraty, fa mianiana aho amin'ilay mitazona ny fanahiko eo am-pelatànany, tsy misy mivoaka avy aminy afa-tsy ny fahamarinana ihany”
عربي الإنجليزية الأوردية
“Ny tsara indrindra aminareo dia taonjatoko, avy eo ireo manaraka azy, avy eo ireo manaraka azy.”
عربي الإنجليزية الإندونيسية