1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny Fikh sy ny fitspiny

Resaka Tadiavo ny Laylat al-Qadr amin'ny alina isa tsy mivaky (impaire) amin'ny folo andro farany amin'ny Ramadany

عَنْ عَائِشَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهَا أَنَّ رَسُولَ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«تَحَرَّوْا لَيْلَةَ القَدْرِ فِي الوِتْرِ مِنَ العَشْرِ الأَوَاخِرِ مِنْ رَمَضَانَ».

Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tadiavo ny Laylat al-Qadr amin'ny alina isa tsy mivaky (impaire) amin'ny folo andro farany amin'ny Ramadany."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Al-Bokhari - 2017

Ny fanazavana

Namporisika i Mpaminany (S.A.W) mba hazoto amin'ny fikatsahana sy ny famotopotorana ary ny fitadiavana ny Laylat al-Qadri amin'ny fanaovana asa soa maro aminny alin'ny Ramadany isan-taona, izy io dia ny : ny fahiraika amby roapolo, ny fahatelo amby roapolo, ny fahadimy amby roapolo, ny fahafito amby roapolo ary ny fahasivy amby roapolo.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fahasoavan'ny Laylat al-Qadr sy ny famporisihana ny olona hitady izany.
  2. Noho ny fahendren’I Allah sy ny famindram-pony, dia nafeniny ity alina ity mba ho famporisina ny olona hivavaka, hitady izany, mba hitomboan’ny valisoany.
  3. Ny Laylat al-Qadr dia ao anatin'ny folo andro farany amin'ny Ramadany, ary amin'ny alina amin'ny isa tsy mivaky.
  4. Ny Laylat al-Qadr dia iray amin'ireo alina folo farany amin'ny Ramadany, ary io no alina nampidinan'I Allah ny KORAN tamin'ny Mpaminany (S.A.W), ary nataony ho tsara kokoa mihoatry ny arivo volana io alina io noho ny fitahiany sy ny hasarobidiny ary ny vokatry ny asa soa ao aminy.
  5. Nantsoina hoe (Laylat al-Qadr) izy io noho ny hevitr’izany, na avy amin’ny voninahitra, ka izany no ilazana hoe : Tena sarobidy i ranona, ka ny fanampiana ny teny hoe alina dia midika hoe manampy zavatra amin’ny famaritana azy, izany hoe ny alina manan-kaja, izay midika fa manana voninahitra, famirapiratana, toerana, sns., “Eny tokoa, nampidina izany tamin’ny alina feno fahasoavana". [Al-Dukhan: 3], na ny amin’ny fanombantombanana : fanampiana azy dia avy amin'ny fampidirana ny adverbe amin'izay ao anatiny, izany hoe ny alina izay tombanana ny zava-mitranga amin'ny taona. “Amin’izany no itantanana ny didy feno fahendrena rehetra” [Al-Dukhan: 4].

Fanehoana ny dikan-teny

46 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
NE नेपाली النيبالية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية