عَنْ عَائِشَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهَا عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«الرَّضَاعَةُ تُحَرِّمُ مَا تُحَرِّمُ الوِلَادَةُ».
[صحيح] - [متفق عليه] - [الأربعون النووية: 44]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) nanao hoe :
Fady amin'ny alalan'ny fampinonoana izay zavatra fady amin'ny alalan'ny rohim-pihavanana.
[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [الأربعون النووية - 44]
Nanazava i Mpaminany (S.A.W) fa ny fampinonoana dia mahavoarara amin'izay voarara tamin'ny fahaterahana sy ny firazanana, toy ny dadatoan-dreniny, na dadatoan-dray, na rahalahy..., ary ny fampinonoana dia manome didy mitovy amin'izay azon'ny zaza teraka.