عن ابن عمر رضي الله عنهما عن النبي صلى الله عليه وسلم قال:
«أحْفُوا الشَّوَارِبَ وأَعْفُوا اللِّحَى».

[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح مسلم: 259]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Ibn Omar (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Hetezo ny volombava ambony ary alavao ny somotra."

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Moslim - 259]

Ny fanazavana

Mandidy ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny hanafohaizana ny volombava ambony ary tsy tokony havela, fa hafohezina ary tena hafohezina tanteraka.
Mifanohitra amin'izany ka nasainy navela ho lava sy milobolobo ny somotra.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Voarara ny fanetezana ny somotra.
Fanehoana ny dikan-teny
Ny Fiteny: الإنجليزية الأوردية الإسبانية Ny Fanampiny (61)