عَنْ عُبَيْدِ اللَّهِ بْنِ مِحْصَنٍ الْأَنْصَارِيِّ رَضيَ اللهُ عنهُ قَالَ: قَالَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«مَنْ أَصْبَحَ مِنْكُمْ مُعَافى فِي جَسَدِهِ، آمِنًا فِي سِرْبِهِ، عِنْدَهُ قُوتُ يَوْمِهِ، فَكَأَنَّمَا حِيزَتْ لَهُ الدُّنْيَا».
[حسن] - [رواه الترمذي وابن ماجه] - [سنن ابن ماجه: 4141]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'ny i Ubayd Allah bin Mohsin Al-Ansari (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay nifoha maraina aminareo ka salama tsara, tsy manana ahiahy amin’ireo eo ambany fiahiany, ary manan-kohanina amin’ny androny, dia toy ny efa nahazo an'izao tontolo izao”.
[Tsara] - [Notantarain'i al-Tirmizì sy Ibn Màjah] - [Sonan Ibn Màjah - 4141]
Nambaran’ny Mpaminany (S.A.W) amintsika fa izay mifoha salama tsara ry mpino silamo sy afaka amin’ny aretina sy ny fahorina, tsy matahotra ny tenany, ny ankohonany, ny taranany ary ny làlany, manana hanina ara-dalàna ho an’ny androny izy; Toy ny hoe natambatra ho azy izao tontolo izao.