+ -

عن عَبْدِ اللهِ بْنِ عُمَرَ رضي الله عنهما قَالَ: سَمِعْتُ رَسُولَ اللهِ صلى الله عليه وسلم يَقُولُ:
«‌مَنْ ‌جَاءَ ‌مِنْكُمُ ‌الْجُمُعَةَ فَلْيَغْتَسِلْ».

[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 894]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Omar (R.A) nieny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
"Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika".

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 894]

Ny fanazavana

Nohamafisin’ny Mpaminany (S.A.W) fa izay te ho tonga amin’ny vavaka zoma, dia tsara ho azy ny misaika, toy ny fanaony amin’ny fandrona amin’ny fahalotoana lehibe.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanamafisana ny fisehana amin'ny andro Zoma, ary izy io dia Sonna ho an'ny mpino amin'ny Zoma ary tsara kokoa rehefa handeha hivavaka.
  2. Anisan’ny fitondran-tena sy fahalalam-pomba amin’ny silamo ny ny fahadiovana sy fananana fofona tsara, ary manamafy izany rehefa mihaona amin’ny olona sy miara-mipetraka aminy, indrindra amin’ny fiaraha-mivory sy ny vondrona.
  3. Ny lahateny ao amin'ny hadith dia ho an'ireo izay tsy maintsy manatrika ny vavaka zoma; satria izy no mandeha any.
  4. Tsara ho an’izay tonga amin’ny vavaka zoma ny madio, koa aoka izy handro mandra-pahalany ny fofona ao amin’ny vatany sy hanadio ny tenany, ary raha manao Ozo fotsiny izy dia ampy ho azy izany.
Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Espana Indoneziana Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tailandia Alimanina Pasito Asamia Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Aldoria serbianina Keniaroandia Romaniana Hongariana الموري Oromianina Kanadianina الولوف Okranianina الجورجية المقدونية الماراثية
Fanehona ny dikanteny