1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Resaka Tompo o ! mangataka Aminao ny Tenako ny fahitsina sy ny fatahorana ary ny tsy fahadiovam-pitondran_tena sy ny harena ihany koa

عَنْ عَبْدِ اللهِ بْنِ مَسْعُودٍ رَضيَ اللهُ عنهُ عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَنَّهُ كَانَ يَقُولُ:
«اللهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْهُدَى وَالتُّقَى، وَالْعَفَافَ وَالْغِنَى».

Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tompo o ! mangataka Aminao ny Tenako ny fahitsina sy ny fatahorana ary ny tsy fahadiovam-pitondran_tena sy ny harena ihany koa."

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 2721

Ny fanazavana

Anisan’ny fitalahoan’ny Mpaminany (S.A.W) “Allah ô, mangataka fitarihana Aminao aho,” ny làlana mahitsy amin’ny fahafantarana ny marina sy ny fanatanterahana izany, “sy ny fitiavam-bavaka”, ny fankatoavana ny baiko sy ny fialana amin'ny fandrarana, “sy ny fahadiovam-pitondran_tena”, ny fifadiana izay tsy azo atao na tsara amin’ny teny na amin’ny asa atao, ary ny “fanànana” amin’ny zavaboary, ka tsy hanan-java-mahory izy afa-tsy ny Tompony Tsitoha.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny voninahitr'ireo toetra ireo : fitarihana, fivavahana, fahadiovam-pitondran_tena, ary ny harena, ary famporisihana hanana izy ireo.
  2. Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy manana fahefana hanasoa na hanimba ny tenany, fa izay manana fahefana amin'izany dia Allah Tsitoha.
  3. Allah irery ihany no manana tombontsoa sy loza ary fitarihana ho an’ny zavaboary, fa tsy ireo anjely akaiky, na mpaminany nirahina, na olon-kafa.

Fanehoana ny dikan-teny

43 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية