+ -

عَنْ ‌عَدِيِّ بْنِ حَاتِمٍ عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«الْيَهُودُ مَغْضُوبٌ عَلَيْهِمْ، وَالنَّصَارَى ضُلَّالٌ».

[صحيح] - [رواه الترمذي] - [سنن الترمذي: 2954]
المزيــد ...

Tatitra azo avy tamin'i Abdi bin Hatim (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”

[Mari-pototra] - [Notantarain'i Al-Tirmizì]

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny Jiosy dia vahoaka izay nahatezitra an'Allah; Satria nahafantatra ny fahamarinana izy ireo nefa tsy nanao izany. Vahoaka very làlana ny Kristianina. Satria nanao zavatra tsy amin'ny fahalalana.

Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Indoneziana Aigoria Torkia Bosnia Sinhala India Vietnamiana Kordia Hosia Malayalamia Teljo saohilia Birmana Tailandia Pasito Asamia Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Keniaroandia Romaniana Tsekianina Oromianina
Fanehona ny dikanteny

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fanambarana ny fahalalana sy ny asa dia fahafahana hiala amin’ny làlan’ireo izay niharan’ny fahatezerana sy ireo izay very làlana.
  2. Fampitandremana amin'ny làlan'ny Jiosy sy ny Kristiana, ary ny fanarahana ny làlana mahitsy, dia ny finoana silamo.
  3. Na ny Jiosy na ny Kristiana dia samy very ary iharan'ny fahatezerana, fa ny toetra manokana mamaritra ny Jiosy dia ny fahatezerana, ary ny mamaritra manokana ny Kristiana dia fahaverezana.