عَنْ جَابِرٍ رَضيَ اللهُ عنهُ عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَنْ قَالَ: سُبْحَانَ اللهِ العَظِيمِ وَبِحَمْدِهِ، غُرِسَتْ لَهُ نَخْلَةٌ فِي الجَنَّةِ».
[صحيح] - [رواه الترمذي] - [سنن الترمذي: 3464]
المزيــد ...
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay miteny hoe : Sobhanallahi Wabihamdihi - Voninahitra anie ho an’Allah ilay Lehibe indrindra ary fiderana ho Azy, dia hambolena hazo atrendry izy ao amin’ny Paradisa.”
[Mari-pototra] - [Notantarain'i Al-Tirmizì] - [Sonan At-Tirmizì - 3464]
Nanambara i Mpaminany (S.A.W) fa izay niteny hoe : (Voninahitra ho an'Allah) ary nanome voninahitra ny tenany (lehibe) Izy sy ny toetrany ary ny asany (ary ny fiderana ho Azy), miaraka amin'ny fanampiana ny toetran’ny fahatanterahana ho Azy, Voninahitra ho Azy; Dia hisy hazo atrendry natsangana sy nambolena ho azy ao amin’ny tany Paradisa isaky ny nilaza izany izy.