Tantara sy toe-piainan'ireo vahoaka teo aloha

1Lisitr'ireo Hadith

Lisitr'ireo Hadith 1

Ireo mpaminany no nitondra ny Zanak'Isiraely, ka raha maty mpaminany iray dia tonga mandimby azy mpaminany hafa, ary tsy hisy intsony ny mpaminany handimby ahy, fa kosa hisy ireo mpandimby ahy hitondra azy ireo